La lombriculture à Madagascar en chiffres

kakanaCette semaine, nous avons visité la coopérative TATA Ambohimanambola, pionnier de la lombriculture à Madagascar. Voici quelque chiffres avancés par quelques responsables de la coopérative pour vous donner une idée de l’investissement dans la lombriculture :

  • 1 kg de ver coûte 400.000 Ariary
  •  Les vers doublent de quantité tous les 4 mois : 1kg de ver devient 2kg de ver après 4 mois, devient 4 kg après 8 mois et ainsi de suite
  • 1kg de ver produit 350 à 700 grammes de compost par jour
  • 1 kg de compost coûte 1000 ariary
  • Le fumier d’1zébu couvre les besoins en nutrition de vers produisant 250 kg par mois de lombricompost

Fantatrareo ve fa fihinana ny kankana?

aNem  LombricRehefa nifampiresaka tamin’i Dadagaby izahay omaly, izay mpikambana ao amin’ny koperativa TATA ambohimanambola, dia hoy izy: fihinana tokoa ny kankana. betsaka proteinina, sns, ary anasitrana aretina maro izy io, toy ny aretim-bavony, areti-kibo, fitohanana, sy ny sisa tsy voatanisa. Nilaza izy fa misy olona avy lavitra tokoa, hatrany amin’ny faritany, tonga mitsidika ny koperativa ary mividy io kankana io ao hanasitranana ny aretiny. Nisy vehivavy iray avy tany Toamasina hono voan’ny homamiadan’ny nono nihinana azy ary nahita fahatsara tamin’ny toe-batany.

Andramo kely hoe!